1 Mider an'i Jehovah ry firenena rehetra; Mider Azy, ry olona rehetra. 

2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.
